|
|
|
|
Teny iditra
manandrahaka
(
sandrahaka
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mitondra rantsana betsaka:
Nanandrahaka haingana lahy itỳ hazo itỳ!
[
1.1
]
Voambolana
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
manandrahaka
Ny lasa :
nanandrahaka
Ny hoavy :
hanandrahaka
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05