|
|
|
|
Teny iditra
manao rapa-dango
Sokajin-teny
kambanteny
Singan-teny
manao
,
rapaka
,
lango
Mihinana mambosibosika izay rehetra hita, mandray tsy am-piheverana
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11