|
|
|
|
Teny iditra
manapolaka
(
polaka
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mampiforitra, mamoritra, mampifaraingo:
Manapolaka tehina
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
manapolaka
Ny lasa :
nanapolaka
Ny hoavy :
hanapolaka
Filaza mandidy :
manapolaha
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05