|
|
|
|
Teny iditra
manasalotra
(
sa
lotra
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Manantona (zavatra, lamba) eny am-bozona
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
manasalotra
Ny lasa :
nanasalotra
Ny hoavy :
hanasalotra
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20