|
|
|
|
Teny iditra
manasamboaravoara
(
samboaravoara
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mampitroatra, mampitambolimbolina
Mahatezitra, mahatonga ho romotry ny hatezerana
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
manasamboaravoara
Ny lasa :
nanasamboaravoara
Ny hoavy :
hanasamboaravoara
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05