|
|
|
|
Teny iditra
manasola
(
so
la
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Manaratra ny loba; manala ny volo amin' ny lohan' ny biby na vorona; manesotra ny tendron-javatra iray
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
manasola
Ny lasa :
nanasola
Ny hoavy :
hanasola
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20