|
|
|
|
Teny iditra
manatevina
(
tevina
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Manalehibe ny indrakely, manampy sosona
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
manatevina
Ny lasa :
nanatevina
Ny hoavy :
hanatevina
Filaza mandidy :
manatevena
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05