|
|
|
|
Teny iditra
manatokelaka
(
tokelaka
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mampihomehy mikakakaka feno hafaliana (fiteny koa ny hoe: "Mampitokelaka")
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
manatokelaka
Ny lasa :
nanatokelaka
Ny hoavy :
hanatokelaka
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05