|
|
|
|
Teny iditra
manatrotrongy
(
trotrongy
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mandavo na manosika olona any anolo ana ka mitehika amin' ny tany mihitsy ny lohany
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
manatrotrongy
Ny lasa :
nanatrotrongy
Ny hoavy :
hanatrotrongy
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05