|
|
|
|
Teny iditra
manatsatsàka
(
tsa
tsa
ka
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mamotsy tanteraka ny vary totoina:
i Bao no nanatsatsàka itý vary itý
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
manatsatsàka
Ny lasa :
nanatsatsàka
Ny hoavy :
hanatsatsàka
Filaza mandidy :
manatsatsaha
Tovy hevitra
mitsatsàka
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20