|
|
|
|
Teny iditra
mandafy
(
la
fy
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mividy mitamba-be mba hamidy antsinjarany:
Nandafy tsaramaso roanjato aho hilako tombom-barotra
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mandafy
Ny lasa :
nandafy
Ny hoavy :
handafy
Filaza mandidy :
mandafasa
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20