|
|
|
|
Teny iditra
mandeno
(
le
no
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mampangotraka, mitanika, manatsoboka ao anaty leno
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mandeno
Ny lasa :
nandeno
Ny hoavy :
handeno
Filaza mandidy :
mandenoa
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20