|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | mandoko (loko) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manosotra loko: Efa lehibe tokoa Ramatoa iny saingy mandoko volo izy ka tsy fantatra Mametaka amin' ny dity, lakoly, gilio...: Mandoko peta-drindrina amin' ny tavolo Rakoto Manisy kase taratasy mba tsy hahazoana mamoha azy [1.1] | |||||||||
| To paint, to color; to glue [1.7] | |||||||||
| Peindre, colorer; coller [1.8] | |||||||||
| Ohatra | Mariho ny fahaizan' ny mpanoratra mandoko na amin' ny alalan' ny hevitra izany na amin' ny alalan' ny fomba fanoratra.
[2.314] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|