|
|
|
|
Teny iditra
mandrifatra
(
rifatra
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Manenjika; mitezitra, mandevilevy
Lasa mihazakazaka tampoka haingana, milefa:
Nandrifatra ny soavaly
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mandrifatra
Ny lasa :
nandrifatra
Ny hoavy :
handrifatra
Filaza mandidy :
mandrifata
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05