|
|
|
|
Teny iditra
mandrongatra
(
rongatra
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mitroatra mivoaka ny vala:
Nandrongatra ny omby fa vonjeo
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mandrongatra
Ny lasa :
nandrongatra
Ny hoavy :
handrongatra
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05