|
|
|
|
Teny iditra
mandry tsirangaranga
Sokajin-teny
kambanteny
Singan-teny
mandry
,
tsirangaranga
Tsy matory fa mbola miarinarina ny loha
Mandry amin' ahiahy
[
1.1
]
Tovy hevitra
mandry tsy lavo loha
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16