|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | manetroka (setroka) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Ratsy firehitraka mitera-tsetroka betsaka: Manetroka izaitsizy ny kitay lena Mandonaka, manorisory (olona) amin' ny setroka, manetona: Tandremo sao manetroka ny vahiny ny afonareo Mitezitra mafy, mandevilevy: Nanetroka ny mpianany ilay mpampianatra noho ny toetra ratsy nasehony [1.1] | |||||||
| To give off much smoke [1.7] | |||||||
| émettre beaucoup de fumée [1.8] | |||||||
| Ohatra | Tsy hitaina afo bozaka manetroka intsony izy sy ny taranany.
[2.470] | ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|