|
|
|
|
Teny iditra
manevingevina
(
hevingevina
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mampirona miankavia miankavanana, mampidoladola, manakivilivily
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
manevingevina
Ny lasa :
nanevingevina
Ny hoavy :
hanevingevina
Filaza mandidy :
manevingevena
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05