|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | mangaika (gaika) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mamehy, mamihina: Mangaika ny tenda ny fehitendako Mangia tsy mamela hiala: Felatanamangaiha ny rantsana Manery: Nahay nangaika anay hiasa ny mpampianatra [1.1] | |||||||||
| To tie, to bind together, to grasp Fig. to press, to constrain, to force, to urge. Comp. haika [1.2] | |||||||||
| Ohatra | Sady tsy rantsa-mangaika ny Fiangonana no tsy fahefana koa.
[1.369] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tsipelina hafa | managaika | ||||||||
| Teny iditra | mangaika (haika) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| [Tanala] Miantso: Mangaika andriaña ka ñ'lavitra ñ'mandre (miantso an-driana ka ny lavitra no maheno) [1.78] | |||||||||
| Miantso mba ho tonga, mamory [1.1] | |||||||||
| [Provincial] Same as mihaika [1.2] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/04/09 |
|