|
|
|
|
Teny iditra
mangarana
(
ha
rana
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Tsy misy loto, tsy misy zavatra miharo aminy, mangalahala:
Rano madio mangarana
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mangarana
Ny lasa :
nangarana
Ny hoavy :
hangarana
Tovy hevitra
mangarangarana
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20