|
|
|
|
Teny iditra
mankasiaka
(
si
aka
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mahatonga hasiaka:
Vao mainka mankasiaka ny alika ny fitorotorahanareo azy
Mitovy hevitra:
mankaloza
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mankasiaka
Ny lasa :
nankasiaka
Ny hoavy :
hankasiaka
Filaza mandidy :
mankasiaha
Tovy hevitra
mankaloza
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20