|
|
|
|
Teny iditra
manofina
(
so
fina
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mandrirotra, mamivitra sofin' olona
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
manofina
Ny lasa :
nanofina
Ny hoavy :
hanofina
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20