|
|
|
|
Teny iditra
manoina
(
toina
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mamaly (antso):
Nahoana no antsoina ialahy ka tsy manoina? I Bako no nantsoina ka i Manga no nanoina
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
manoina
Ny lasa :
nanoina
Ny hoavy :
hanoina
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05