|
|
|
|
Teny iditra
ma
re
dona
(
re
dona
)
Sokajin-teny
mpamaritra
Qui retentit bien, sonore, chantant
[
1.3
]
Voambolana
Ohatra
1
Feno ny trano ary
maredona
ery ny hira ataon' ny mpiangona.
[
2.470
]
2
Injany misy hira sakalava
maredona
valabalaka miampita eny amin'ny sofin'ny fokonolona.
[
2.895
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20