|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | matevin-koditra | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | matevina, hoditra | |
| Ilazana ny hodi-javatra mivatravatra sy dontodonto ka zary matevina Tsy azo anarina na azo antenaina hihatsara na hivoatra [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/05/24 |
|