|
|
|
|
Teny iditra
menimenina
Sokajin-teny
anarana
Teniteny betsaka mariky ny tsy fahafaliana amin' olona; kamenona:
Tsy ny raharaha no atao fa be menimenina eo
[
1.1
]
Sampanteny
menimenenina
Tovy hevitra
menomenona
Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23