|
|
|
|
Teny iditra
miam
po
fo
(
fo
fo
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mametraka (ny zazakely) eo ambony fe ka mipetraka koa ny tena amin' izany
[
1.1
]
To nurse in the lap.
[
1.2
]
Ohatra
1
Ary nony hilalao izy,
miampofo
ny zana' ny eo ambony rano hankany Ambohidratrimo.
[
2.48
]
2
nosin-tany kely
miampofo
fasika toa vovo-bolafotsy, hodidinin' ny ahi-maitso.
[
2.5
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
miampofo
Ny lasa :
niampofo
Ny hoavy :
hiampofo
Filaza mandidy :
miampo
fo
a
Nohavaozina tamin' ny 2022/09/11