|
|
|
|
Teny iditra
mian
ge
so
(
an
ge
so
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Miseho ho fatra-panao mihoatra ny mety, amin' ny fiteny na amin' ny fihetsika na amin' ny fitasana
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mian
ge
so
Ny lasa :
nian
ge
so
Ny hoavy :
hian
ge
so
Filaza mandidy :
miange
se
a
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20