|
|
|
|
Teny iditra
miasa vava
Sokajin-teny
kambanteny
Singan-teny
miasa
,
vava
Miteny be dia be fa tsy arahin' asa:
Mandraisa angady fa aza miasa vava eo ry leroa
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16