|
|
|
|
Teny iditra
mibinaka
(
bi
naka
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mivonto:
Loza fa indray alina ihany dia nibinaka ilay tongotr' Isambilo nokekerim-biby
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mibinaka
Ny lasa :
nibinaka
Ny hoavy :
hibinaka
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20