|
|
|
|
Teny iditra
mibohika
(
bohika
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Be kiry sy di-doha tsy resy tohika na resimbava:
Mibohika amin' ny heviny Rakoto ka sarotra ifampiraharahana
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mibohika
Ny lasa :
nibohika
Ny hoavy :
hibohika
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05