|
|
|
|
Teny iditra
midilotra
(
di
lotra
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mikasoka ka mamoaka feo midridroka:
Midilotra amin' ny vatan' ny voatiry ny kodiarana
[
1.1
]
To creak
[
1.2
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
midilotra
Ny lasa :
nidilotra
Ny hoavy :
hidilotra
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20