|
|
|
|
Teny iditra
midonanaka
(
donanaka
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mitanaka foana tsy miasa:
Aza midonanaka foana eo ianao, ry Koto, fa ndeha miasa tanỳ
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
midonanaka
Ny lasa :
nidonanaka
Ny hoavy :
hidonanaka
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05