|
|
|
|
Teny iditra
mi
drai
ko
(
drai
ko
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mandeha na mamindra mananosarotra:
Efa midraiko erỳ irỳ lahiantitra mankatỳ amintsika
[
1.1
]
Clopiner
[
1.3
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
midraiko
Ny lasa :
nidraiko
Ny hoavy :
hidraiko
Nohavaozina tamin' ny 2024/01/29