|
|
|
|
Teny iditra
mietaketaka
(
etaketaka
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mirehareha miedinedina:
Nietaketaka erỳ Rakotobefa nomen' ny Fitsarana roriny izy
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mietaketaka
Ny lasa :
nietaketaka
Ny hoavy :
hietaketaka
Filaza mandidy :
mietaketaha
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05