|
|
|
|
Teny iditra
mifamandraka
(
fan
draka
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Miady, mifanaratsy, mifanendrikendrika
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mifamandraka
Ny lasa :
nifamandraka
Ny hoavy :
hifamandraka
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20