|
|
|
|
Teny iditra
mifano
me
(
o
me
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Ohatra
1
Ka isika, tsy
mifanome
henatra
[
2.245
]
2
Ary
nifanome
toky Tsiafahy sy Andrianampoinimerina
[
2.508
]
3
Samy marary moa ka tsy afaka hangataka sy
hifanome
alalana handeha mialohan' ny hafa
[
2.470
]
4
Aoka isika lehilahy kristianina hiara-kijoro sy hiara-
kifanome
tanana amin'ny fampandrosoana
[
4.43
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mifanome
, mifanomen', mifanomen-, mifanomem-
Ny lasa :
nifanome, nifanomen', nifanomen-, nifanomem-
Ny hoavy :
hifanome, hifanomen', hifanomen-, hifanomem-
Nohavaozina tamin' ny 2024/08/21