|
|
|
|
Teny iditra
mifikitra
(
fi
kitra
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Misarangotra:
Mifikitra amin' ny hazo ny vahy
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mifikitra
Ny lasa :
nifikitra
Ny hoavy :
hifikitra
Filaza mandidy :
mifikira
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20