|
|
|
|
Teny iditra
mifongo
(
fon
go
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mijanona ao ampandriana mirakotra tsara; mibonoka
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mifongo
Ny lasa :
nifongo
Ny hoavy :
hifongo
Filaza mandidy :
mifongoa
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20