|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | migodana (godana) | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Malalaka: Migodàna ny arabe aty an-drenivohitra Manaram-po: Migodàna itony zatovolahy sy vavy aty aminareo [1.1] | ||
| Wide, as a road or the floor of a room. [1.2] | ||
| Ohatra | Voalazany tamn' izany ny firentirentin' ny jirony amin' ny alina, ny fahabetsahan' ny fiara misosa amin' ny arabe migodana, ny fifanosehan' ny olona miantsena, ny mpivarotra hani-masaka sy ny magazay lehibe mahafinaritra misy fitaratra.
[2.470] | |
| Teny iditra | migodaña | |
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
| [Sihanaka] Manome tsiny, mankarary [1.78] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2013/10/29 |
|