|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | miharoka (haroka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mihady, mangarona, maka ao anaty zavatra: Misy miharoka izany vilany izany ka andeha jereo Mitady hahalala, mitsapa: Nitady hiharoka ahy Rakoto fa fantatro tsara [1.1] | |||||||||
| Fouiller; chercher à connaître, souder, scruter, examiner: Aza miharoka vilany (Ne fouillez pas dans la marmite) ~ Miharoka lalina izy (Il examine des choses profondes) [1.3] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tovy hevitra | mangaroka | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|