|
|
|
|
Teny iditra
mihehaka
(
hehaka
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Miaina mananosarotra tahaka ny tsy afa-miditra na mivoaka tsara ny rivotra ao antratra; misanehaka
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mihehaka
Ny lasa :
nihehaka
Ny hoavy :
hihehaka
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05