|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | mihisatra (hisatra) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Mandeha na mamindra miadana dia miadana: Mihisatra erỳ ianao ka aiza no tsy ho diso fidirana Midina amim-pahasarotana ao an-tenda toy ny hahakenda: Omeo rano aho fa mihisatra ato an-tendako ny saonjo Mihodina miadana sady mikasoka: Mihisatra ny vavahady fa efa te hisy menaka [1.1] | |||||||
| To move slowly, as a canoe touching bottom [1.7] | |||||||
| Aller lentement en raclant, en touchant le fond [1.8] | |||||||
| Voambolana | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|