|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | mihosina (hosina) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mifotetaka, mitavona: Mihosim-potaka Rakotra: Nihosim-bovoka tao avara-trano tao ny zanakao Miasa tsy miroa fo (indrindra amin' ny raharaha ara-pianakaviana): iNihosina erý izy tamin' ny famadihana ny rafozany [1.1] | |||||||||
| To roll oneself in something [1.7] | |||||||||
| Se vautrer dans la boue, etc. [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mihosina (hosina) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Boribory na boribory lavalava [1.1] | |||||||||
| Tovy hevitra | mihosinkosina | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/12 |
|