|
|
|
|
Teny iditra
mijapy
(
japy
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Miantsambotra, mitaingina (zavatra) eny am-pandehanana:
Mijapy soavaly
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mijapy
Ny lasa :
nijapy
Ny hoavy :
hijapy
Filaza mandidy :
mijapia
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20