|
|
|
|
Teny iditra
mikahonkahona
(
kahonkahona
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mitomany lavareny, mijoy
Manao feon-tsaka minaonaona
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mikahonkahona
Ny lasa :
nikahonkahona
Ny hoavy :
hikahonkahona
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05