|
|
|
|
Teny iditra
mikam
bo
ty
(
kam
bo
ty
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Kahihitra, mihirim-belona
Manao izay azo atao, izay tratran' ny aina
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mikam
bo
ty
Ny lasa :
nikam
bo
ty
Ny hoavy :
hikam
bo
ty
Filaza mandidy :
mikambo
ti
a
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20