|
|
|
|
Teny iditra
milantsika
(
lantsika
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Miforitra mankany ivoho ny tena, mitondrotra ny eo anoloana:
Milantsi-pandeha Rakoto
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
milantsika
Ny lasa :
nilantsika
Ny hoavy :
hilantsika
Filaza mandidy :
milantsiha
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05