|
|
|
|
Teny iditra
miongaka
(
ongaka
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Miala, miesotra, lasa:
Niongaka izy rehetra
Miendaka:
Nipoaka ny vato ka betsaka no niongaka
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
miongaka
Ny lasa :
niongaka
Ny hoavy :
hiongaka
Filaza mandidy :
miongaha
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05