|
|
|
|
Teny iditra
miparasaka
(
parasaka
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Miparitaka, miely; miseho tsy misy miafina
[
1.1
]
To spill.
[
1.2
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
miparasaka
Ny lasa :
niparasaka
Ny hoavy :
hiparasaka
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05